4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Anio - BETTY

Anio

aho tsy hangina fa hiantso

Tsy hiato

Mba hanako

Fa ny masoko nahita ny harena

Famonjena, izay nomenao



Be ny toky izay nomen’ny Ray ho ahy

Ka izaho ankehitriny tsy manahy

Fa ny lalana hombako dia mazava

Ny tahotra misakana efa rava



Fitiavana tsy lany avy amin-dRaiko

No antenaiko sy lalaiko

Lovabe ka tsy ho tapitra intsony fa hamony.

Partager anio

Commenter anio

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BETTY