4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Inona no jerijerenao - Balafomanga

Inona ny jerijerenao ‘ty ?

Zah ngah hoa naninona anao ?

Fiainanao tsy hitanao akory

Izaho indray no vandravandranao !!



Ref: Handray kosa! F’izaho naninona anao?

        Oadray! Izaho naninona anao?

        Handray kosa! F’izaho naninona anao?

        Oadray! Naninona anao àry aho!?



Izaho dia mbola handihy rock

Ianao anefa mijerijery ahy foana

Izaho dia mbola te hitondra rock

Ianao anefa mananihany foana !!!!



Ref: Handray kosa! F’izaho naninona anao?

        Oadray! Izaho naninona anao?

………………………………………………..



Inona ny jerijerenao ‘ty ?

Zah ngah hoa naninona anao ?

Fiainanao tsy hitanao akory

Izaho indray no vandravandranao !!



Ref: Handray kosa! F’izaho naninona anao?

        Oadray! Izaho naninona anao?

………………………………………………..

Ary toa jerenao foana àry aho!

Nefa anie tsy tiako ilay jerijerena e!

Pelika ny tongotro, jerenao foana

MAFY MIHINTSY ‘TY MAHAVOA  AHY ‘TY!!!!



Ref: Handray kosa! F’izaho naninona anao?

        Oadray! Izaho naninona anao?

        Handray kosa! F’izaho naninona anao?

        Oadray! Tsy naninona anao !

OO!! YEEEEAHH!!

Partager inona no jerijerenao

Commenter inona no jerijerenao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Balafomanga