4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Maman - Baba


tsy ho anadino anao n'aiza n'aiza
tsy ho anadino anao n'aiza n'aiza
hmm ...

mamako oh!
tsy any anary anao zaho
n'aiza n'aiza tany alehako oh!
tsy ho anadino anao zaho oh!
f'andesiny fitadiavagna
avan-tsika magnantègna
matokisa anao mameh
mbola ho avy ny anjara tsika
eh!eh! maman..
matokisa ano mameh!
mbola ho avy ny anjaran tsika
anh mamako oh

raha misy raha tsy tantinao oh!
sahia ilaza(2fois)hmm..

tsy ho anadino anao n'aiza n'aiza
tsy ho anadino anao n'aiza n'aiza
hmm ...


Partager maman

Commenter maman

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Baba