4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Bitsiky ny foko - Yanja&Vony

Tsy terena ianao ho tia ahy ,
Tsy ozonana ihany koa e !
Fa rehefa mila ny fitiavanao,
Ny Fisainako sy ny fiainako,

Toy ny zaza mianatra mandeha,
Mila fitiavana be dia be ,
Raha vao lasa ianao de mitomany,
tsy tanty ny hetraketraky ny tany,


ref:
sao dia nofinofy fotsiny ihany oa
ilay fitiavana notantaraina, oa
sao dia vetivety dia tsy hita sao dia tantara mora vita
nodoranao ilay hazo fijaliako,
miaraka aminao no tena tiako,
nopotehinao ilay rojo vÿ, nangeja ny fiainako tety,
paradisa izany oa tsy ilaiko,
miaraka aminao no tena haiko,
ny andriamanitra inoako dia ianao,
avelao aho itampify eto an-tratranao,
an, an, an, ……
eto an-tratranao …
an, an , an…
eto an-tratranao

iezaka aho hitady izay asolo anao
diso ve ny foko misafidy anao
nefa dia niveri-maina sy mangaina
ny anaranao no masaka ato an-tsaina



vonona aho ny iankohoka eto an-tongotrao,
ny foko efa resy te-hanompoanao
fitiavana tsy msy fefy tsy voafehy,
mandritry ny androm-piainako rehetra,


ref : (x2)













Partager bitsiky ny foko

Commenter bitsiky ny foko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Yanja&Vony