4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Be fihantra - KAMBANA (TAHIA &TANTANO)




Tovovavy marobe no efa nilofika satria ,
very hevitra nijaly, satria tena tia
manantena ny tsy misin'ity fiainana ity
o!ry tiako o, resinao aho k'anjakao


Faly ery ireo minia mijanga sy mania
kanjo io ravehivavy f'efa potika ny ho avy
tra -nenina aok'izany fa ny lalana mankany
feno fitaka avokoa ,manimba fo


ahiratro ny masoko ,
hibanjina ny ho aviko
afindrako ny tongotro ,
ka ny marina no tadiaviko


o!mandehana k'aza avela hiandry ela
fa miandry anao anio izay tsara vitanao
o!mandehana f'Ilay Be Fihantra no ao
ianao indray no fitaratra amin'izao


Tena fantatro fa mafy raha ny tiana no mandao
Nefa izany foana ve no hampilofika anao
miovà ka ahitsio ny lalana amin'izao
tsy voahozona hahantra akory ianao


Fa lozanao izay mikendry,
ny tsy rariny amin'ny hafa
fa nibaby fahoriana nitomany anie ilay tiana
ny anjarany ho azy sanatria tsy very fitia
izy anie ka raha nitia dia tena tia

Partager be fihantra

Commenter be fihantra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KAMBANA (TAHIA &TANTANO)