4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Bakomanga - Ramafadrahoana

BAKOMANGA


E!e!e! ry ilay Bakomanga e e Bako ô
Miverena modia
E! eny fa manina any aho e!e!
Ka misento anao olon-tiana
{ Vita sary tsy afaka an-tsaiko e!
Ny endrikao Bako ô
Bako ô! maka endrik'irony domohina
Ilay bikanao bakorakora e!
E!e! Bako ô tena mamiko anie iny e! }(bis)

Masonao baribary toy ny volan-tsinana
Ny saokanao boribory toa paoma maha te hihinana
Miverena re Ralala ô!
Miverena sombinaiko
Miandry anao ilay foko tsontsa e!
Fa tsontsan\'ny fitia

{ E!e! Miverena akia Ralala ô
O!o! Miverena Bakomanga ô! }(bis)

Partager bakomanga

Commenter bakomanga

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ramafadrahoana