4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Bako - BARIJAONA

OLon’iza moa ianao indray takariva

Nandalo teto toa aloka niserana

Nanaitra nofy toa feon’antsiva

Namohy ireo lasa feno fitserana

Bako, Bako, Bako



Raha hiverina any ianao

Mba eto izao hafatro izao

Tsy manadino tsy akory

Na hoe matoritory

Na lavitra aza ilay elanelan-tany

Ny sainy hoe eo anilanao ihany

Partager bako

Commenter bako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BARIJAONA

Suite