4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Babon'i jesoa - Ny Safidy

BABON’I JESOA

      

REF : Babon’ Î Jesoa izahay e ! Azon’ny Jesoa izahay e !

Efa resy lahatra izahay e ! Ka hiova lalana amin’izay



1 -Tanora izahay kanefa mitory

Mpanota taloha fa efa voavonjy

Mpanao ny ratsy kanefa ity

Niova ho tsara ny fonay satria



2 -Namatotra anay raha ny haditrana

Nangeja anay koa ny fahotana

Kanefa dia indro fa olom-baovao

Niova satria nahoana hoy ianao



3 -Koa ahoana ry Neny ahoana ry Dada

Ry zandry kely sy zoky malala

Maninona moa raha miaraka re

Miara-miredona ny hira hoe :...


Partager babon'i jesoa

Commenter babon'i jesoa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Safidy