4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Firaisan-kina - Art'music

mahafaly maharavoravo ny mahita ireo mpiray tampo miray hina tokoa
n'inona n'inona mitranga ny fihavanany tsy rava fa mahay mifamela
manaja ireo mpiara-monina tsy miady tsy mifamaly tsy mifosafosa
@ andro alahady de indreny mitandro zotra makany ampiangonana

ref: mifankatiava (3)
f'izany no maha olona
miraisa hina (3)
f'izany no fahendrena

hajao ireo namana na ory na manana
fa aza ambaniana
firaisan-kina no tsara hitambarana izay atao de miara-tafita
tohano izay lavo hareno izay ketraka fa hiomahezana
fandalovana ny eto ka aleo mifankaty fa samy ho faty

Partager firaisan-kina

Commenter firaisan-kina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Art'music