4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Apokalipsy - Apost

mody avy lavitra any
izay tsy fantatra
hiaka tokana manako ty mijanona
ireny fa mandalo ny lahatra
ny fotsy ny mena ny mainty sy ny hatsatra

(1) mananika ny havoana mitety lohasaha
mihalo oty ny avelo mampatahotra
f'ireo manam-pinoana ihany no afaka
afaka hitsena ny habakabaka

rivo-mahery sy horam-baratra
no mameno ny fiainana
avy lavitra hanafay ireo tsy marina
sy ireo mpanefy sandoka

nipoitra avy lavitra izay tsy fantatra
kiaka tokana manako izay tsy mijanona
ireny fa mandalo ny lahatra
ny fotsy ny mena ny mainty sy ny atsatra

(1)
rivo-mahery

Partager apokalipsy

Commenter apokalipsy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Apost