4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tantaram-piainana - ANTSA AN'I KRISTY FRANCE

Tantaram-piainana an-dafy ity

Misedra olana maro ery

Miriorio mitady izay hahasoa

Miala nenina nefa ho aiza moa



Hainao fa ny tena mafy be

Mba fantatrao ve ny atao hoe sans papier

Zany no atao hoe mi-galaire e

Mibabababa mitalaho ts\\’isy mpandre



ref:Aminao zahay Jesoa mitovy zo

Na tavaratra io na vazaha na sinoa

Nefa avahinao zay mino Anao Jesoa

Zay mametraka ny fiainany Aminao



Jesoa malala io ny fiainako ho Anao

Na mitraka aho na mandady fantatrao

N\\’aiza n\\’aiza misy ahy itanao

Tsy hamela ahy hijaly ela Ianao



Ny zanako sy ny asan\\’ny tanako hoy Ianao

Dia aoka fa ho adidiko ihany izao

N\\’iza n\\’iza no tena mijaly be

miaraka Aminao ny olany dia régler

Partager tantaram-piainana

Commenter tantaram-piainana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ANTSA AN'I KRISTY FRANCE