4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ho ahy - Anthony


Na dia tsy ho ahy mihintsy aza ianao
Dia mbola tiako ho fantatrao
Misy fitia ao anatiko ao
Natokako mangina ho anao
hatrany am-piandohana no fantatro
Fa tsy ho tafara-dalana
Fitiavanao tsy ho takatro
Fa toa afindrafindranao
Ref:Ranomasoko nilatsaka noho enw
Alahelo mitambesatra
Satria lasa ianao
Na rahoviana tsy ho voakosoka ao am-po
Ireo fihetsikao,toetranao,mambabo fo

Raha izay fiharahantsika hatrizay
Tsy hanadinoko anao na hoviana
Na tsy ho tanteraka aza ireo faniriana
Nofisinao dia ampy hifaliana
Na di tsy ho ahy mihitsy aza ianao
Dia mbola tiako ho fantatrao
Misy fitia ao anatiko ao
Natokako mangina ho anw

Partager tsy ho ahy

Commenter tsy ho ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anthony