4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ratram-po - Anay

Dia tena vitanao tokoa no nandratra an' ity foko
fa sahinao namitaka ahy
hatramizay, katramizao dia nangina foana aho
ka dia no araraotinao
raha nangina aho tsy niteny
dia noararatinao toa ireny...

Niezaka ihany aho nanao izay nety
ianao tsy tamana lasa tany
namoro-piainana hafa tany ankaotra tany
aleo hangina aho tsy hiteny
na tsy zakako aza ireny
niandry isa anjara masoandro anie ny ahy

Dia raha nangina aho tsy niteny
dia noararaotinao toa ireny...
ny ahy ary tsy ahy ihany hatramizao
nefa toa tsy mba tsapanao...

introlude...

Dia tena vitanao tokoa no nandratra an' ity foko
fa sahinao namitaka ahy...

Partager ratram-po

Commenter ratram-po

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anay