4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fivalozana - AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)

Tompo ô! fantatrao ny faniriko,

Ny ato an-tsaiko tsy miafina aminao,

Ny hadalana efa vita, vokatry ny sitra-po,

Tompo oh! Ianao no tokiko!!



Ref.: Tsy miafina aminao ny hadalako,

        ny ho aviko rehetra fantatrao,

        Mila mpanavao, hampahery fo!

        Tompo oh! avelao ny otako.



Efa nikasa ny mba hanao ny tsara .

F’efa leo ny fiainana taloha,

Ny heri-tsaina ato anaty, mila ho kivy f’efa voa

Mba omeo hery vao aho, mba hifoha.



Ref.: Tsy miafina aminao..............



JESOA  tia ô! misaotra anao aho.

Tsy manahy satria sakaizanao,

Fa na iza hankahala,Noho ny anaranao

Mahatoky aho f’Ianao anilako.



                     AMIT

  Tonony sy Feony : Gabin (Nanampy :sandy ,harisoa )

Partager fivalozana

Commenter fivalozana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)