4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza sakanana - 'zay

Aza sakanana izy
Raha te-hiala
Te handevona indray irony lasa
Aza disona izy
Raha maniry indray
Fiainana vaovao tsy eo anilanao

Ref : Tony ianao aza manahy
Raha mbola tany koa ny tany
Mbola ho avy eo ‘lay anjaranao
Mitrakà, aleo izy ho any
Mangina f’aza mitomany

Aleo ho avy
Tsara sy matotra
No atao masaka ao an-doha
Fa ireo lasa aleo ho any
Fa vao maika
Handratra fo

Partager aza sakanana

Commenter aza sakanana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe 'zay

Suite