4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza havelanao ho maina - Rija ramanantoanina

   Aza avelanao ho maina
   Ireo felana nitsiry
   Fa velomy, hanan'aina
   Deny mbola voatahiry
   Ka fenoy, tsikitsiky
   Hirahira sy mozika
   Mba hamenoy, ny tsy feno
   Tamin'izay niarahantsika.

Partager aza havelanao ho maina

Commenter aza havelanao ho maina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija ramanantoanina

Suite