4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Telefônina - NELLY

Niantso anao aho omaly,

Toa tsy nahazo

Niantso anao aho teo,

Toa tsy voarainao

     Tonga ny alina, misaintsaina ny andro aho

      Ka lasa saina hoe fa nahoana no tsy iresahanao?

      Mbola tezitra amiko ve ianao hatramin’izao?

      Nefa na dia eo aza izany, tsy mampanahy ahy.

Hiantso anao aho avy eo,

Toa matahotra aho,

Matahotra aho sao hahazo teny maharary

Na koa  hoe tsy horaisinao.

       Tonga ny alina...

Partager telefônina

Commenter telefônina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NELLY