4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamie - Marion



Iray volana eo sisa dia efa anao aho ry tiana
(ry tiana) Mamie,Mamie,Mamie
Efa ela aho tsy hita hitondra hanome indray ny mamy
(indrai ny mamy)
Tsy tafandry mandry mandry mandry ny aty
Sasatra mamentsoventso mangina
Manembona foana
Ireny fotoana
Miandry anao ny fo feno fitia.

Efa ho avy aho my love.

Hanala fahanginanao hatramin'izay
Noho atom-podiako any
Efa ela ianao niantsoantso hoe aiza
Aiza ihany aho
Ianao ilay niteny,izaho tokana irery
Toa sarotsarotra amiko ny mitony
Dia hifarana hatreo,ireny nofinao ireny
Fa efa ho eo akaikinao with you.

Efa ho avy aho my love.

.


Iray volana eo sisa dia efa anao aho ry tiana
(ry tiana)
Mamie,Mamie,Mamie
Efa ela aho tsy hita hitondra hanome indray ny mamy
(indray ny mamy)
Tsy tafandry mandry mandry mandry ny aty
Sasatra mamentsoventso mangina
Manembona foana
Ireny fotoana
Miandry anao ny fo feno fitia.

Mitapy mitapy aminao iny my love
(iny my love)
Drinkin' Drinkin' isanandro noho ny alahelo anao
Ianao ikay niteny,izaho tokana irery toa sarotsarotra amiko ny mitony
Dia hifarana hatreo,ireny nofinao ireny
Fa efa ho eo akaikinao with you.

Efa ho avy aho my love.

Partager mamie

Commenter mamie

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite