4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fahiny - Iraimbilanja

Mahatsiaro ny fahiny

Ireo fahazazana tsisy tsiny

Lasana eritreritra aho

Ny ranomasoko mitraho



Ireo lalao rehetra fanao

Tsy azoko intsony atao

Mitamberina ato an-tsaiko

Toy ny zavatra lalaiko



Tsy miala ato an-tsaiko ny taloha

Partager fahiny

Commenter fahiny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite