4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaotra - Agrad

Ny akama tsy nino raha nolazaiko hoe isika ny saraka,
aiza ny taloha na hoan'ny am wc ary mbola miaraka
Ateriko dia aveo ndray ndry alaiko any am_pianarana,
Tsy vita fomba nefa tsy nifampiantso tamin'ny anarana,
Fa ndry miantso hoe "vadiko",za kosa manao hoe "soupi",fa le pisou indray no avadiko,
Manodidina aza gaga hoe raha ndry Neny za tonga de manaiky ho lasa Dada,
Pitsiriritra antsika firy? misy ho lasa adala,
Lokaloka ery oe fofon'aina no mametra,babo ny foko ka nanome zay amiko rehetra,tsy nanampo akory hoe ndry kay efa mana_tompo
fa raha fitia tsy kilalao za niezaka nanatombo,
tsy afaka tsaraiko amin'izay foniny aky ny boky
fa raha ny fietsikao hatriza tsisy lainga za aloha natoky,hoe ndry no anjarako ka tsy tiko ra mbola ho soloina
fa na mangidy na mamy ny antsika miaraka sotroina,

Hiriko anie raha izy izay,hiverina anilako eto indray
Amerina amiko ireo taloha,
Hitoetra ho ilan'ny Fanahiko

Nandeha ny taona ianao tato ato tsapako nia niova,
Toa tsy hita foana vao miteny aho hoe mba mandalova,
Nandinin_tena aho sao ko za aloha no diso,
Ka niteny hoe ahintsio ra misy tsy mety ataoko pisou,
Ny fietsiny efa milaza ny zavatra efa tiany ho tenenina,
fa za mbola tia,dia miezaka miala nenina mamerin ireo sangisangy zay tiany taloha,
Mandefa teny mamy ho azy maraina vao mifoha,
fa ny fitiavana tsy mety kosa ra tsy mifamaly
ka tsy aleo mampionon_tena kosa ve ra sanatria hijaly?
soa ihany aho fa efa zatra atosika ohatran'ny vavahady,
rehefa tsy anjara ny antsika,dia any an_kafa no itady,
fa any misy tiko hinoko ko fa tia ana,
de tapitra hatreo lay fiantsoako 'andry hoe "Silam_panahy",
adinoy ny antsika fa tantara indray miserana
de alao aloha za andeha sao tratran'ilay tompo_toerana

Hiriko anie raha izy izay,hiverina anilako eto indray
Amerina amiko ireo taloha,
Hitoetra ho ilan'ny Fanahiko

na nisy aza ireny tsy anozona aho na hiantso tody,io fitiavana io ko sady aretina no fanafody,
ampitsikina no ilazako hoe misaotra anao nahafoy,fa feno fahasambarana fiarahantsika nahafoy ,
na vola na fitiavana ianao tsy ny tsitsitsitsy,f nomenao ahy daholo miaraka amin'ny tsikitsiky,sarotra fafana ny amintsika fo ho avaloko,
nefa aza manahy fa za tsy handray anao ho fahavaloko,fitia tsy anjara fa tsy hoe nisy ratsy nifanaovana,ny tena ko tanora,be ny tany azo ilalaovana,tsy aiko ianao na ohatra ahy,fa z aloha manantena hoe,tsisy havonavona ra toa tsika hifanena,
sitrana aho amin'izay ka tsy tadidy intsony zay vita,resaka mpinamana ny antsika vao ifankahita,
za tsy hiondrika na resy aloha amin'izao.
Fa MAHALEOVA,MAHALASANA Akiiaa
MISAOTRA ANAO

Partager misaotra

Commenter misaotra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Agrad