4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira number one - Marion

One, volohany aho teo nilaza f'efa anao
Two, reo ditra teo tsy averiko intsony
Three, ny foko efa tia tena tia
Mifona fa aza avela irery
Nahoana ianao no mbola manontany
Ny ditrako efa navelako any girl
Efa impiry impiry no miteny anao
Efa impiry impiry no mitalao

Br: Aza mbola lavinao anio
Ny fitiavako mbola madio
Mitoetra fona ho anao
Aza omena tsiny
Fa mbola tena zaza anie aho tamin'ireny ka miangavy

Rf: Sokafy ho ahy ny fonao
aza mbola mandao
Fa miezaka aho yeah*2
Raha be reo adisona
esory foana am-ponao
Fa miezaka isan'andro yeah
Fa ianao lay"number one" baby

2-Aleo averiko eto ho tsapanao
Eny io mandohaliko aho dia mitalao
Lay fitia tsy mbola maty dia
Tsy nitia aho raha tsy ianao
Fa efa enao le "Number one girl"
Diso adala aho tamin'ireny ka ankehitriny mba avelao
Mifona eto anio ka ataoko tsapanao
Fa efa enao irery enao ihany
No izarako ny tsiky sy tomany

Partager number one

Commenter number one

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite