4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Pulpe au coco - plats

    Info

    Nb de personnes :4 à 6 personnes
    Temps de cuissons :15mn
    Temps de préparation :10mn
    Difficulté :Facile
    Type :Plats

    Les ingrédients

    pulppe,tomate,echalotte,gegembre,tongologasy,curry,poivre,lait de coco,menaka kely

    Préparation

    alaina ny pulppe de kapohana tsara alohany anetehanazy,mba tsy mahery,de avy eo sasana tsara de tetehana alaina ny vilany de arotsaka ao ilay pulppe tsiasiana sira tsy asina rano avela ho ritra ny rano,de tetehana ny tomate sy tongoloary rapena ny tongologasy sy sakamalao,de maka vilany hafa mihitsy no anaovana any lay sausse,de maka menaka kely mba ho masaka tsara ny ny tomate,tongolo ary ny sakamalao,ary ny tongolo gasy,de atao miaraka ao koa ny poivre sy curry,rehefa hitafa tena masaka de alaina ny pulppe afangaro miaraka ao,de alaina ny lait de coco de afangaro anao de averina ambony fatana de atao afo malefaka ,andramo iany mba afantarana na mila sira kely na tsy mila ,zay fa masaka de mazotoa homana daholo de tena tsara raha ampiarahana ami vary

    Partager pulpe au coco

    Commenter pulpe au coco