4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Henomby ritra sy sakamalaho - plats

  • Henomby ritra sy sakamalaho image 0

Info

Nb de personnes :5 - 6 pers
Temps de cuissons :arakaraka
Temps de préparation :arakaraka
Difficulté :Facile
Type :Plats
Posté par :Odungabro

Les ingrédients

Henomby matavy na mahia 1kg
Sakamalaho kely atao tetika madinika
Tongolo gasy kely totoina
Menaka
sira
Tongolo maintso tetehina kely ( Tsy voatery )

Préparation

Tetehana ny hena
Miaraka arotsaka ny sakamalaho rapé sy ny hena ary sira ary tongolo gasy dia tapohana rano tsikelikely mandrapahalemin'ny hena.
Rehefa masaka dia asiana an'ilay tongolo maintso

Ampiarahana amin'ny vary fotsy sy rougaille misy totom-boanjo.

Partager henomby ritra sy sakamalaho

Commenter henomby ritra sy sakamalaho