Takarivam-piderana
Ny Association "Ny Mino" dia faly manolotra anao Takarivam-piderana Goavana, ny 28 Janoary ho avy izao. Manomboka amin'ny 07h30 tsy diso. Izany dia hiarahana amin'i Laurent Rakotomamonjy sy ny Groupe Ny Mino ary ho ravahan'i Raozigasy amin'ny tonon-kalom-piderana. Voafetra dia voafetra ny toerana.
Adresse de l'évenement
Salle de Fêtes : 14 Rue de la Tombe Issoire
Paris 75014
Accès: RER B Denfert Rochereau / Métro 6 St Jaques
Informations supplémentaires
| Téléphone : | 0617437002 |
| Téléphone 1 : | 0770195062 |
| Ville : | Paris 14° |
| PAF : | 10€ |
Partager takarivam-piderana
Commenter takarivam-piderana