Gasy Limoges Misaoma
A l'occasion de anniversaire de restaurant le MALAGASY dia miantso isika rehetra ho tonga maro hanatrika ny fankalazana izany , fa ho ketrehintsika @ soirée miaraka @ ireo DJ MALAZA eto en frace ary hankalazantsika ny produit ntsika gasy tahaka ny THB sns . raha manana art gasy ianao dia tongava fa mety ho isy place de vente ho anao ao misaotra
Adresse de l'évenement
salle de fête de panazol limoges
Informations supplémentaires
| Téléphone : | 0677240210 |
| Ville : | LIMOGES |
| PAF : | 15€ + 1 thb |
Partager gasy limoges misaoma
Commenter gasy limoges misaoma