Fankalazana Ny Faha-40 Taona Ny Fjkm
Ny Fiangonana FJKM
Zanaky ny FJKM ny :
eto Frantsa sy ny manodidina dia manasa anao sy ny ankohonanao
ALAHADY FAHA 20 APRILY 2008
AMIN’NY 3 ORA TOLAKANDRO
Hiombom-bavaka: hankalaza sy hidera an’ANDRIAMANITRA
noho
NY FAHA-40 TAONAN’NY F.J.K.M
ao amin’ny
EGLISE REFORMEE DE L’ORATOIRE DE LOUVRE
1 rue de l’Oratoire na 145 rue Saint-honoré
75001 PARIS
Métro 1 : station Louvre-Rivoli
Fanompoam-pivavahana izay hatrehan’ny
Son Excellence Monsieur NARISOA RAJAONARIVONY
AMBASSADEUR DE MADAGSCAR EN FRANCE
Marihina fa mikatona avokoa ny Tafo FJKM eto Frantsa sy ny manodididna amin’io andro io.
Adresse de l'évenement
Eglise Reformée de l\\\'oratoire de LOUVRE
1,rue de l\\\'Oratoire ou 145 rue St-Honoré 75001 Paris
Métro : station Louvre-Rivoli
Informations supplémentaires
| Téléphone : | 01.45.54.95.68 |
| Ville : | Paris |
Partager fankalazana ny faha-40 taona ny fjkm
Commenter fankalazana ny faha-40 taona ny fjkm