4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

MANANA FIKASANA HIVIDY TRANO NA TANY ETO ANTSIRABE SY NY MANODIDINA VE IANAO? - Immobilier

Par AinaImmo - 0340255077 - Lundi 12 septembre 2022 à 10:53:46 - Madagascar / ANTSIRABE
  • MANANA FIKASANA HIVIDY TRANO NA TANY ETO ANTSIRABE SY NY MANODIDINA VE IANAO?  image 0
Ny Agence Immobilière AINA Antsirabe dia mikirakira momba izany ary manana tolotra isan-karazany. Ho Anao izay mitady trano na tany: trano mitokana misy rihana sy tsy misy rihana, tany hanorenana avy hatrany sy tany fambolena; toerana hipetrahana sy/na hanaovana tetikasa.


- Ny fitsidihana (visite) ny trano na ny tany izay mahaliana Anao dia maimaipona.
- Ny serivisy atolotray mikasika ny fividianana trano na tany dia tsy misy sarany ihany koa.
- Ny tolotra rehetra izay arosonay dia manana taratasy ara-dalàna avokoa.
- Miady varotra avy hatrany amin’ny tompony Ianao.
- Ekipa efa za-draharahara, manana traikefa ary mavitrika no handray Anao sy hanampy Anao amin’ny dingana rehetra, mandrapahatontosa hatramin’ny farany ny fifampivarotana sy mandrapahafindra ny anaranao ao anatin’ny “livre foncier”

*
Manasa Anao hifandray aminay, vonona hanome fahafapo Anao izahay


AGENCE IMMOBILIERE AINA ANTSIRABE
https://aina-immobilier-antsirabe.com
contact@aina-immobilier-antsirabe.com
034 02 55077 – 033 02 55077 – 032 83 47800
*

Ankino amin’ny efa za-draharaha ary matihanina ny tetikasanao dia hilamina tanteraka ianao.

“HIVIDY –HIVAROTRA –HAMPANOFA- HANOFA ... TRANO NA TANY ETO ANTSIRABE SY NY MANODIDINA– ADIRESY TOKANA HO AN’NY TETIKASANAO: AGENCE IMMOBILIERE AINA ANTSIRABE”.

Partager cette annonce

Commenter cette annonce