Mitady ekipa manana camion hitatitra ranotany sy vatof - Emploi offre
Par - Mardi 03 juin 2014 à 15:58:15 - madagascar / Antananarivo
Miarahaba,
Izaho dia mitady olona manan camion sy ekipa afaka mitatitra ranotany sy vato (moellons sy gravillons). Raha mety dia mipetraka manodidina ny rova Ilafy.
Misaotra
Commenter cette annonce