Nahatrarana basy poleta tany aminy… : polisy sandoka mpanao fanafihana mitam-piadiana - news mada
Basy poleta tena izy, karatra maha polisy tena izy, saingy sandoka ny sary teo aminy. Ireo no sarona teny amin’ity lehilahy iray nisandoka ho polisy, tetsy Ampefiloha, ny alarobia...
Partager nahatrarana basy poleta tany aminy… : polisy sandoka mpanao fanafihana mitam-piadiana
Commenter nahatrarana basy poleta tany aminy… : polisy sandoka mpanao fanafihana mitam-piadiana