-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Nanamafy ny fiaraha-miasa mikasika ny fikarohana ara-teknolojia ambony i Madagasikara sy Afrika Atsimo tamin’ity herinandro ity.
Nihaona tetsy amin’ny minisiteran’ny...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Taorian’ny fisarihana amin’ny « Coupe Davis 2015 » taranja tenisy, ho an’ny « Groupe II », hidona amin’i Luxembourg indray i Madagasikara. Telo...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Betty Hara Mariane, eo amin’ny vehivavy,
raha Herizo Christian sy Rakotobe Rado, ny eo amin’ny lehilahy. Izy telo mianadahy ireo no hiaro ny voninahi-pirenena amin’ny...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
“Sivanina, sokajina, sasana, soratana, sahanina”,
na atao maharitra fa tsy mandalo fotsiny. Ireo ny “5S” na fitsipi-piainana, ampitain’ny sampanasa japoney...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fifanintsanana amin’ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny handball.
Hatreto, tsy mbola resy ny HBCT, ho an’ny lehilahy, sy ny Tilty, ho an’ny vehivavy....
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Nosokafana, omaly any Manandona, Antsirabe II, ny taom-pambolena 2014 – 2015 eto amin’ny Nosy ary nampitondraina ny lohahevitra hoe « Fambolena miroborobo, toekarena salama...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy anjaran’ny Tahirimbolam-panjakana ny miantoka ny trosan’ny Jirama.
Mazava izany araka ny nambaran’ny Tahirimbolam-panjakana ao amin’ny Tahiry, laharana faha-47. Na...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Manahirana ny fiveloman’ny maro any ambanivohitra,
taona maromaro izao, mba tsy hilazana hoe efa ampolo taonany maro. Any amin’ny faritra sasany, tsy mazoto mamboly firy intsony...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy mahalala ny ambarany sy ny lazainy ny mpitondra ?
« Tsy mifanaraka amin’ny fampihavanam-pirenena ny nambaran’ny praiminisitra Kolo Roger milaza fa anisan’ny...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Hotsaraina i Madagasikara.
Hadinina fanindroany any amin’ny filankevitry ny zon’olombelona eo anivon’ny Firenena mikambana (ONU) any Génève ny minisitry ny...