4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

News Mada Les actualités de Madagascar 465

  • Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
    Notoloran’ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Voahangy, fitaovam-pianarana ny zaza kamboty 27 beazina ao amin’ny ivontoeran’ny zandarmaria ao...
  • Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
    Ny finoana silamo no mitana ny laharana voalohany manerana izao tontolo izao, araka ny fanambaran’ny Vatican ny faran’ny herinandro teo, tany Roma. Mahatratra 1 miliara mahery ny...
  • Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
    Tontosa ny asabotsy lasa teo ny andiany fahefatra amin’ilay hetsika  « Festisôva ». Nifandimby an-tsehatra tao amin’ny Tranompokonolona Isotry ireo tarika...
  • Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
    Hatramin’izay, nandray anjara tamina sehona mpanakanto hafa foana i Joseph D’Af. Fantatra kosa izao fa tapa-kevitra ny hisedra sehatra goavana izy. Voalohany hanao fampisehoana...
  • Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
    Un nouveau bureau de la Cnaps a été implanté à Talatamaty et est déjà opérationnel depuis la semaine dernière. Selon les explications...
  • Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
    Misokatra ny fiandohan’ny herinandro lasa teo ny birao vaovaon’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) eny Talatamaty. Tanjona ny hanakaikezana kokoa ny...
  • Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
    Mitohy ny ezaka fampiroboroboana ataon’ny Ofisim-pirenena ho an’ny fizahantany (ONTM). Ankoatra ny fitsidihana any ivelany, hisy mpanao gazety vahiny avy amin’ny firenena...
  • Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
    Manaitra ny sain’ny rehetra ny sekretera jeneralin’ny Vondron’ny mpandalina sy mpikaroka mikasika ny varika (Gerp), Ratsimbazafy Jonah. Nambarany fa miverina mirongatrta...
  • Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
    Dahalo miisa telo no indray saron’ny polisy, ny herinandro teo tao amin’ny fokontany Mahavatse II Toliara. Basim-borona iray no tratra tany amin’izy ireo. Araka ny...
  • Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
    Io indray! Velon-taraina ireo mponina niharam-boina vokatry ny haintrano nahatsiravina tao Fetraomby Brickaville fa nisy nanodina ireo fanampiana ho an’ireo olona traboina. Araka ny...