-
Jeudi 17 janvier 2013 à 00:00:00
Raikitra ny valin-kafatra. Nanangam-bovona namaly ny Ct Voninahitsy Jean Eugène ny Cst Kaleta, mitarika ny antoko Liaraike sy ny Cst Beza Seramila, solontenan’ny Tambatra, omaly,...
-
Jeudi 17 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy azo atao. Tolo-kevitra ihany ny fanirian’ny Filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina, ny amin’ny hanaovana fifidianana depiote alohan’ny Filoham-pirenena. Na izany...
-
Jeudi 17 janvier 2013 à 00:00:00
Il ressemble à un cétacé, selon l’équipe internationale de chercheurs qui l’a découvert à Madagascar. Cette espèce...
-
Jeudi 17 janvier 2013 à 00:00:00
Niteraka resabe sy fiovan-javatra maro, eo amin’ny tontolon’ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny, ny fanambarana nataon’ny Filohan’ny tetezamita. Andry...
-
Jeudi 17 janvier 2013 à 00:00:00
Voasambotry ny polisy misahana ny heloka bevava (Bc), ny talata heriny teo, ry Rasta sy ny namany izay tompon’antoka tamin’ny fanafihana nahafatesan’olona teny Ambohitsoa,...
-
Jeudi 17 janvier 2013 à 00:00:00
Saron’ny zandary avy ao Ankadikely Ilafy sy Tanà Ville ireo andian-jiolahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana teny Masinandriana, ny 11 janoary lasa teo.
...
-
Jeudi 17 janvier 2013 à 00:00:00
A partir de ses conditions agro-écologiques, Madagascar s’oriente vers un développement agricole s’ouvrant vers l’approvisionnement des pays de...
-
Jeudi 17 janvier 2013 à 00:00:00
La Banque mondiale, tire la sonnette d'alarme. Selon ses prévisions, la pauvreté frapperait 84% de la population de Madagascar en 2013.
En 2010, 77% des 20 millions...
-
Jeudi 17 janvier 2013 à 00:00:00
Mitohy ny ady an-tranon’ireo samy mpikambana ao amin’ny vondrona politika Les AS. Tsy niandry ela fa omaly maraina ihany dia namaly ilay fanambarana izay nataon’ny...
-
Jeudi 17 janvier 2013 à 00:00:00
Nampihinanany maloto ny olon-tiany ! Izay ny hevitra natoron’olona ity vehivavy monina etsy Volosarika am-badiny, mba hitazomany io vadiny io.
Ny loza anefa dia niteraka...