-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Mahamenatra ! Mahavariana sady henatra ho an’ny firenena ny fahitana amin’ny haino aman-jerim-panjakana fitateram-baovao miendrika fanaratsiana ny orinasa mitondra...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy tafiditra tao amin’ny Kianjan’ny Demokrasia, Ambohijatovo, niainga teny amin’ny Esplanade, Analakely, ny Vondron’ny mpanohitra, notarihin-dRtoa Lalatiana...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Ho 124 na 170 hatramin’ny 189 no ho isan’ireo depiote voalohany amin’ny Repoblika IV, arakaraka ny isan’ny mpifidy sy ny fari-pifidianana. Hivoaka amin’ny...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Midera ny fanapahan-kevitry ny Filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina, tsy ho kandidà amin’ny fifidianana ny sekretera jeneralin’ny Frankofonia, Abdou Diouf, araka ny...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Nifampiarahaba noho ny Asaramanitra tao amin’ny Lapan’ny Faritra Atsinanana ny Lehibeny, Alain Mahavimbina mivady sy ireo tompon’andraikitra isan’ambaratongany ao...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Nanao jery todika ny zava-bitan’ny minisiteran’ ny kolontsaina sy ny vakoka ny minisitra tompon’andraikitra. Maro tokoa ny vita, saingy be ireo mbola...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Araka ny fampahalalam-baovao avy any Taolagnaro ary namafisin’ny radio iray eto an-drenivohitra dia mihetsiketsika indray ny vondron’olona sasany toa manembatsembana ny...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Naratra mafy ireto mpivady tra-doza tetsy Andohan’Analakely, omaly maraina. Nifatratra tany amin’ny taxi-be ny Scooter nentin’izy ireo. Vokany, naratra mafy izy roa. Miady...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Misy ny dahalo ambony latabatra ? «Efa tsy faritra mena fa mihoatra ny mena mihitsy ny tsy fandriampahalemana ao amin’ny Faritra Bongolava, amin’izao fotoana izao. Ankoatra...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Le Secrétaire général Ban Ki-moon a salué mercredi dans la soirée la décision prise par le Président de la transition à Madagascar,...