-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
Fampihorohoroana! Mitsoaka aty an-drenivohitra mihitsy ny mponina sasany avy any Mantasoa sy Manjakandriana, ankoatra ireo miafina any an-tsaha sy any an’ala, noho ny fielezan’ny...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
Tsy mihevitra hanangana fitondrana miaramila ny mpitandro filaminana. Namoaka fanambarana ny teo anivon’ny Foloalindahy, afakomaly taorian’ny feo niely tato ho ato momba azy ireo....
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
498 pour 100 000 naissances, c’est le taux de mortalité maternelle à Madagascar, selon les dernières statistiques. Cette situation est due au faite que seulement...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
"Raha tsy misy fampihavanana alohan’ny fifidianana, hiteraka krizy na korontana vaovao aorian’ny fifidianana”, hoy ny filohan’ny Malagasy miray sy mifankatia...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
Nanamafy ny fanohanany ny kandidà Andrianainarivelo Hajo, atolotry ny Vondrona politika mitambatra sy ny Malagasy miara-miainga ireo birao politika sy birao nasionalin’ny antoko...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
"Ekena ny fampihavanana fa tsy tokony hahemotra intsony ny fifidianana." Io no tenin’ny filohan’ny CT, Rakotoarivelo Mamy. Tamin’ny fanombohana ny fivoriana...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
“Raha ny lalàna voafaritra ao amin’ny andininy faha 14 ao amin’ny sori-dalana no jerena dia tokony mametra-pialana 60 andro mialohan’ny daty fanatanterahana ny...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
Adihevitra mateza amin’ny ankolafin’olona isan’ambaratongany, hatramin’ny namoahana ny lisitry ny kandida ho filoham-pirenena teo, ny sata hifehy ireo mpitondra ambony...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
“Ho fanajako ireo samy kandidà mitovy amiko, sy mba tsy hisian’ny tsindry ato anaty andrim-panjakana izay misy ahy dia hampiato ny fandraisana anjara amin’ny ady...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
“Raha alaina ambony alaina ambany ny raharaham-pirenena dia ekenay ny fampihavanana saingy tsy ekenay kosa ny fanemorana ny datim-pifidianana”,[...]
hoy ny filohan’ny...