-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Nivoaka ny filaharan’ny kandidà ho filoham-pirenena; antsapaka imason’ny rehetra sy natrehan’ny vadintany no nanatanterahana izany. Tsy hita moa izay hoe faly sy tsy faly...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fanehoan-kevitra mikasika ny fanapahan-kevitry ny mpivory teny Ivato ny herinandro lasa teo. Ho an’ny filohan’ny antokoa Rodobe Matsilo dia tsara saingy efa tara...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Ho foanana manomboka izao ny fahazoana manao fifanarahana araka asa, handefasana mpiasa malagasy hivoaka any ivelany.
Nankatoavin’ny filankevitry ny governemanta farany teo ny...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Nanaitra ny mpitondra fanjakana taty an-drenivohitra ireo fianakaviana nanana ny maty tamina fanafihan-dahalo niampy miaramila nahafatesana olona 7 tao Sakaraha, efa am-bolana maro izay, fa...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Hatramin’ny alarobia lasa teo dia nijanona tao amin’ny distrikan’i Mananara Avaratra ireo manam-pahefana avy any amin’ny faritra Analanjirofo nandamina ny olana nitranga...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Trano roa no voaroban’ny jiolahy ny alin’ny 01 may lasa teo tao amin’ny fari-piadidin’ny brigadin’ny zandarmeria Anjiro. Telo hetsy ariary, volamena, ary entana...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Mbola manjaka ny tsy fandriampahalemana eto Antananarivo sy ny manodidina. Arak’izany dia nahitatra hipàka any amin’ny distrikan’i Manjakandriana ny asan’ny...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Banga tanteraka ny toeran’ny kandidà Razafindravahy Edgard ny Alarobia lasa teo nandritra ny antsapaka izay natao an’ireo kandidà amin’ny filaharan’izy ireo...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Nozarazaran’ny tombontsoany avokoa ireo mpikambana tao amin’ny antoko TIM izay antoko naorin’ny Ravalomanana Marc. Misy ireo miara-dia hatrany amin’ity filohany ity toa ny...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Tamin’ny zoma lasa teo no nanomboka nitokona ireo mpirakidraharaha (greffier) teto an-drenivohitra; nihitatra nanerana ny nosy izany nandritra ity herinandro ity. Hatreto dia mbola tsy...