-
Samedi 11 mai 2013 à 00:00:00
Nitsotra ny praiminisitra Beriziky Omer, tamin’ny nahatrarana ireo andramena tany Antalaha, fa nitavozavoza ny mpitandro ny filaminana.
Manao andrimaso koa ny fokonolona,...
-
Samedi 11 mai 2013 à 00:00:00
«Mitondra ny raharaha eto aminay ny ramatoa iray nosolokiana ramatoa izay nivarotra tany mitentina 83.200.000 Ar, kanefa tsy hita ny nanjavonan’ity farany sy ny vola, ny tany...
-
Samedi 11 mai 2013 à 00:00:00
Nahatsikaiky ! Tafahitsoka tao anaty fiara iray nangalarany «auto-radio» ity tovolahy iray, teny Tsaralalana omaly antoandro.
Tafiditra tao anaty fiara soa aman-tsara ny anao...
-
Samedi 11 mai 2013 à 00:00:00
Mbola notazonin’ny polisy ao amin’ny kaomisarian’Antanifotsy ny mpamilin’ilay fiara 4X4 ana CST voarohirohy tamin’ny raharaha fahafihana taksiborosy tao Begoaika...
-
Samedi 11 mai 2013 à 00:00:00
Tsy misy raharaha mandeha ho azy amin’izao. Mbola mampiady hevitra ny amin’ny firotsahan-kofidina. Nanome fanazavana momba ny firotsahan-kofidin-dRavalomanana Lalao sy Ratsiraka...
-
Samedi 11 mai 2013 à 00:00:00
"Mamelona lakolosy fanairana no adidin’ny governemanta : tandremo, mety hiteraka savorovoro na loza ny tsy fanarahana ny fitsipika mifehy ny sehatra lehibe toy ny CES”, hoy...
-
Samedi 11 mai 2013 à 00:00:00
Voadona mafy ny fambolena sy ny fiompiana. Any amin’ny distrikan’i Bealanana, faritra Sofia, ankoatra ny tsy fahampian’ny rotsak’orana, ravan’ny andiam-boalavo...
-
Samedi 11 mai 2013 à 00:00:00
Mitaky ny hamohana ireo haino aman-jery nakatona ny sendikàn’ny mpanao gazety. Nihaona tamin’ireo namany mpanao gazety tao Besarety, omaly ny teo anivon’ny...
-
Samedi 11 mai 2013 à 00:00:00
Nivoaka ny fanginany i Ndrina Rasta, lefitry ny Ben’ny tanànan’Ivato Seranana taloha. Nambarany fa hisolo tena ireo Malagasy ninia tsy niteny sy natao ankilabao...
-
Samedi 11 mai 2013 à 00:00:00
Au niveau mondial, le marché du travail est devenu vraiment inaccessible depuis quelques années notamment pour les jeunes. Les jeunes malgaches ne sont pas...