-
Mardi 14 mai 2013 à 00:00:00
Hetsika an-toerana ! Manoloana ny tsy fisian’ny vola avy amin’ny fanjakana hiadiana amin’ny andiam-balala, nanapa-kevitra ny faritra Vakinankaratra fa hanao latsakemboka...
-
Mardi 14 mai 2013 à 00:00:00
Manimba betsaka ny tontolon’ny fandraharahana ny krizy politika eto amintsika. Vokatr’izay krizy izay, miverin-dalana ireo mpandraharaha, ny eto an-toerana na ny avy any ivelany....
-
Mardi 14 mai 2013 à 00:00:00
Ahitana Biraon’ny fananan-tany 1/4-n’ny Nosy. Araka ny tatitry ny Fanaraha-maso ny fananan-tany, nahomby ny asan’ny 33%-n’izy ireo, eo ho eo ihany ny 56% ary...
-
Mardi 14 mai 2013 à 00:00:00
Tsy mazoto sa misalasala ? Tsy mbola nisy kandidà nanatitra antontan-taratasy firotsahan-kofidina depiote ao amin’ny Rafitra misahana ny fanamarinana sy firaketana an-tsoratra ny...
-
Mardi 14 mai 2013 à 00:00:00
Mbola ankamantatra ny fisian’ny fisintonan’ny PDS-n’Antananarivo Renivohitra, Razafindravahy Edgard, ny firotsahany ho filoham-pirenena na tsia.
Tsy nety naneho hevitra...
-
Mardi 14 mai 2013 à 00:00:00
Very olomanga ny fiangonana katolika. Nodimandry ny alahady teo, rehefa nivahiny 79 taona teto an-tany, ny Mgr Ramananarivo Felix. Andrasana ao amin’ny fiangonana katolika Antsirabe ny...
-
Mardi 14 mai 2013 à 00:00:00
Teny tsotra sy fohy. “Vonona aho hanarina ny rava”, hoy ny kandidà Ravalomanana Lalao nanoloana ireo mpikambana eo anivon’ny ankolafy Ravalomanana eny Avaradrano,...
-
Mardi 14 mai 2013 à 00:00:00
Resabe, hatramin’izao, ny momba ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES). Naneho ny heviny, amin’ny alalan’ny « Akon’i Mahazoarivo », ny eo...
-
Mardi 14 mai 2013 à 00:00:00
C’est lors de la célébration de la journée internationale des infirmiers hier à Mahajanga que le président de l’Ordre des infirmiers, Urbain...
-
Mardi 14 mai 2013 à 00:00:00
20% des jeunes malgaches sont actuellement des fumeurs d’après les statistiques du ministère de la Santé publique.
Un taux élevé malgré le...