-
Mardi 21 mai 2013 à 00:00:00
Nanatrika ny lamesa lehibe notanterahina teny Ambohipo, notarihin’ny Mgr Razanakolona Odon, Rabetsaroana Sylvain niaraka tamin’ireo mpino marobe, omaly.
Nandritra izany no...
-
Mardi 21 mai 2013 à 00:00:00
Manoloana ireo dokambarotra maro mandeha amin’ny haino aman-jery izay totoafo ankehitriny, manao fampilazana sy fampitandremana ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka. Araky ny...
-
Mardi 21 mai 2013 à 00:00:00
Ny asabotsy 15 sy alahady 16 jona ho avy izao no hanatanterahana ny «Jeux Corporatifs d’Antananarivo». Etsy amin’ny Esca indray no hanatontosana izany amin’ity...
-
Mardi 21 mai 2013 à 00:00:00
Ny HBCI Ihosy, teo amin’ny vehivavy ary ekipan’Atsimo Andrefana kosa ho an’ny lehilahy. Ireo no voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, tamin’ny «Open...
-
Mardi 21 mai 2013 à 00:00:00
Tsy tratra ny tanjona, amin’ny hiakarana ao amin’ny sokajy faharoa, eo amin’ny fiadiana ny «Coupe Davis», taranja tenisy. Resin’i Maraoka, teo amin’ny...
-
Mardi 21 mai 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina, ny alakamisy 16 mey teo, tany Mahajanga ny fanavaozana ny fananan-tany. Nandritra izany koa no nanambarana ny tetikasa « Boeny, faritra filamatra eo amin’ny...
-
Mardi 21 mai 2013 à 00:00:00
Miahiahy ny fikambanana Collectif Tany, mikasika ny tetikasan’ny orinasa sinoa Wisco, hanorina seranan-tsambo any Soalala. « Mety ho voakitika ny Faritra arovana...
-
Mardi 21 mai 2013 à 00:00:00
Mbola mitoetra ho olana ho an’ny fahasalamam-bahoaka ny aretin’ny nify sy ny ativava. Ambony be ny tahan’ny fahasimban’ny nify. 80%-n’ny zaza 6 taona no simba...
-
Mardi 21 mai 2013 à 00:00:00
Samy nitsidi-paritra ny kandidà Ravalomanana Lalao sy Rajoelina Andry ny faran’ny herinandro teo. Tsy nampihemotra azy ireo ny tsindry avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena...
-
Mardi 21 mai 2013 à 00:00:00
Tsy afa-bela. Tratra saika haka vola tamin’ny alalan’ny seky sandoka ireo olona 13, ny zoma tolakandro lasa teo. Mitentina 20 miliara Ar no saika halain’izy ireo...