-
Mercredi 22 mai 2013 à 00:00:00
Feno olona ny gymnase Soavita ao Toamasina. Nahasarika mpijery maro ny «Pentecote Maresaka à Tamatave» na ilay fampisehoana notontosain’i Nantenaina sy...
-
Mercredi 22 mai 2013 à 00:00:00
Ny zoma hariva izao no hiaka-tsehatra, etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely, i Elemotho. Tsy iza moa ity tovolahy ity fa ilay teratany namibianina,...
-
Mercredi 22 mai 2013 à 00:00:00
Mpividy omby iray no hita faty tany anaty ala kininina, tany Ambalavao Matsiatra Ambony, ny 18 mey lasa teo, tamin’ny 1 ora. Voalaza fa nisy nitondra nandeha nijery omby hovidina izy io...
-
Mercredi 22 mai 2013 à 00:00:00
«Miaraha mankalaza an’i Jehovah amiko : ary aoka hiara-manandratra ny Anarany isika», Salamo 34 : 3. Io no tenin’Andriamanitra nentin’ny lycée Ranaivosoa...
-
Mercredi 22 mai 2013 à 00:00:00
Fitaovam-piadiana mahery vaika marobe : Basy AKM, chargeurs telo, bala 42 (7,62 mm), grenady miisa efatra, 1 bouchon allumeur no nisy nandevina tanaty tany, ny zoma teo tao Toamasina, fokontany...
-
Mercredi 22 mai 2013 à 00:00:00
Leo ! Dahalo roa no indray matin’ny fokonolona tany Betroka Tanambao ny zoma teo nandritra ny fifandonan’ny dahalo sy zandary nampian’ny fokonolona. Nisy fanafihan-dahalo...
-
Mercredi 22 mai 2013 à 00:00:00
Lahatsoratra iray nanaitra ary nahasarika ny mpanara-baovao maneran-tany, indrindra ho an’ny Malagasy, ny nivoaka tao amin’ny gazety The Herald, noraisin’ny...
-
Mercredi 22 mai 2013 à 00:00:00
Nodimandry, omaly teny amin’ny hopitaly miaramila Soavinandriana, ny Dr Rakotomalala Manan’ Ignace. Efa tsy salama nandritra ny andro maromaro tany an-tokantranony ny tenany ary...
-
Mercredi 22 mai 2013 à 00:00:00
Sarona teo am-pitondrana seky hosoka, saika hakana vola 3.950.000.000 Ar tao amin’ny banky foibe Antaninarenina, ny olona miisa 13, ny zoma teo.
Tafakatra 24 ny isan’ny...
-
Mercredi 22 mai 2013 à 00:00:00
Noraisin’ireo Ampanjaka ao Boeny, ny faran’ny herinandro teo, ny kandidàn’ny antoko Maitso, Hasin’i Madagasikara, Rabeharisoa Saraha Georget. Nangata-tsodrano...