-
Vendredi 24 mai 2013 à 00:00:00
Niova tanteraka ny Foara iraisam-pirenena eto Madagasikara (Fim 2013), andiany faha-8 raha oharina ny teo aloha. Nitombo be ny orinasa sy ny mpandraharaha vahiny izay nahatratra...
-
Vendredi 24 mai 2013 à 00:00:00
L’épouse du président fondateur du parti Tiko Madagascar (TIM) a débuté sa tournée hier à Mahajanga. Lors de cette visite, « Neny »...
-
Vendredi 24 mai 2013 à 00:00:00
Tsy nieren-doza ! Olona efatra no maty, 66 naiditra hopitaly raha 121 kosa ireo nandalo fizahana tao amin’ny Hopitalibe. Izany no vokatra voaray teny anivon’ny sampandraharaha...
-
Vendredi 24 mai 2013 à 00:00:00
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro teo, any Soavinandriana Itasy, distrikan’i Soavinandriana ao amin’ny faritra Itasy, ny ivotoerana natokana...
-
Vendredi 24 mai 2013 à 00:00:00
Monina ao amin’ny kaominina ambanivohitra Fenoambany, Taolagnaro, i Sofia. 14 taona izy ary 15 taona ny vadiny no niroso tamin’ny fanorenan-tokantrano izy roa.
Lalana dia...
-
Vendredi 24 mai 2013 à 00:00:00
Hidodododo ! Hiondrika sy hanome voninahitra ny nofomangatsiakan’ny pasitera Andriamanajtao Richard, anio maraina eny Ambohitantely, ireo eo anivon’ny andrimpanjakana sy ny...
-
Vendredi 24 mai 2013 à 00:00:00
Renivohitra, itangoronan’ny rafitra rehetra mandrindra ny fiainam-pirenena Antananarivo. Manankarena fotodrafitrasa, kanefa mahantra kosa, raha ho an’ny kolontsaina.
Indreto...
-
Vendredi 24 mai 2013 à 00:00:00
Talanjona sady finaritra ireo rehetra efa nitsidika ny fampirantiana hosodoko sy firavaka, eny amin’ny tranon’i Jean Laborde eny Andohalo. Hafa mihitsy mantsy ny kanto...
-
Vendredi 24 mai 2013 à 00:00:00
Tarika Bagzana, iray amin’ireo mivoy sy nitondra voalohany ny kilalaka eto an-drenivohitra. Mitohy hatrany izany fampahafantarana sy fampivelarana io karazan-kira sy dihy avy any Atsimo...
-
Vendredi 24 mai 2013 à 00:00:00
L’Agence française de développement (AFD) et la Commission de l’océan Indien (COI) ont signé la convention de financement de la seconde phase du projet...