-
Samedi 25 mai 2013 à 00:00:00
Tsy mety fay ! Jiolahy iray indray no matin’ny fitsaram-bahoaka tao amin’ny fokontany Antsirakiaka Antsirabe Avaratra Vohemar ny 22 mey lasa teo. Iray hafa naratra...
-
Samedi 25 mai 2013 à 00:00:00
Resabe sahady ny mahakasika ny fahatongavan’ireo miaramila frantsay eto Madagasikara ato ho ato. Voalaza fa hanao fanazaran-tena eny Tamponketsa Ankazobe izy ireo.
Efa nihemotra...
-
Samedi 25 mai 2013 à 00:00:00
Samy nitaky ny fialana an-daharan’ny kandidà telo tonta, Ravalomanana Lalao sy Ratsiraka Didier ary Rajoelina Andry, avokoa ny Sadc, ny Vondrona eoropeanina (UE), ny Vondrona...
-
Samedi 25 mai 2013 à 00:00:00
Tsy mbola nifarana hatreo ny resaka manodidina ny hetsika izay nataon’andian’olona teny amin’ny kianjan’i Tsaramasay ny alarobia lasa teo, nanenjehana sy nanivaivana...
-
Samedi 25 mai 2013 à 00:00:00
“Vonona ny hisintona ny filatsahan-kofidiko aho raha toa ka misintona koa ireo kandidà hafa”, hoy ny filoha Rajoelina tao amin’ny fahitalavitra TV Plus, omaly alina....
-
Samedi 25 mai 2013 à 00:00:00
Ny tsy fankasitrahana ny fehinkevitry ny dinika fampihavanana notarihin’ny FFKM no fototry ny olana ankehitriny. Io no nambaran’ny fivondrombenan’ny mpiasam-panjakana ambony...
-
Samedi 25 mai 2013 à 00:00:00
Le Programme alimentaire mondial des Nations Unies (PAM) gère des programmes de repas scolaires dans les pays en développement depuis près d’un...
-
Samedi 25 mai 2013 à 00:00:00
«Pensez. Mangez. Préservez. Améliorons la production et la consommation d’aliments riches en micronutriments pour un meilleur avenir de nos enfants», tel est...
-
Samedi 25 mai 2013 à 00:00:00
Mbola tsy mivaha ny krizy, hatreto, na dia efa maro aza izay ezaka natao izay, hatrany ivelany sy ny teto an-toerana. Manoloana izany, nandefa taratasy misokatra ho an’ny mpitondra ny...
-
Samedi 25 mai 2013 à 00:00:00
"Ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) dia mampahafantatra ireo kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 24 jolay 2013, izay didin’ny...