-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Le flou prend le dessus sur l’avenir de Madagascar, les divergences se suivent et les unités se brisent. Telle est la situation constatée actuellement.
Y aura-t-il ou...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Malgré la lettre de désistement à la présidentielle présentée avant-hier, au bureau de la Cour électorale spéciale (CES) par le...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Anisan’ny mahavalalanina ny ray aman-dreny, matetika, ny fametrahana paikady entina hanabeazana ny zanany ao an-tokantrano. Satry ho ampoky ny fahasambarana ny sombiniainy ka...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Hosokafana amin’ny fomba ôfisialy, ny alahady ho avy izao eny amin’ny espace Mahefa Ambatomaro, ny fiangonana Mahavelona Ambatomaro.
« Efa nitory sy nandray mpino...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Isaac de Paul, mpanakanto miangaly ny hira fiderana amin’ny gadona maroloko. Nisafidy an’i Mahajanga izy amin’ny fanatanterahana ny «Vahoakan’ny lanitra...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Olona 6 tapitrisa isan-taona no maty vokatry ny sigara. Ny 600.000 amin’ireo, tsy mpifoka velively fa miharitra ny setroka avoakan’ireo mpifoka, izay mitarika amin’ny...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Manan-kery sy azo ampiasaina any amin’ny ladoany, nanomboka ny volana avrily teo, ny pasipaoron’entana na ny karne «Admission temporaire» na Ata.
Raha tsotsorina,...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Nankatoavin’ny Vaomieran’ny Ranomasimbe indianina (COI), ny 16 sy 17 mey teo tany amin’ny Nosy Maorisy, ny paikady hampitomboana ny vola ho enti-mitantana ny tany sy ny...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Tanteraka ny fanambin’ny mpikarakara ny « Foara iraisam-pirenena eto Madagasikara » (Fim), farany teo, satria afa-po ireo mpandray anjara vahiny sy Malagasy.
...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Nanatitra ny antontan-taratasy firotsahan-kofidin’i Zakahely Boniface ho depiote tao amin’ny Ovec, Mananara Avaratra, ny 25 mey lasa teo, ny vadiny. Madio ny bulletin N° 3...