-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Quelques jours après la fermeture de l’événement économiques de l’année, les éloges ne cessent de se bousculer en faveur des...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
+9,09% ! Io no taham-pitomboan'ny mpitsidika ny « Foara iraisam-pirenena eto Madagasikara » (Fim), tamin'ity taona ity (23-26 mey teo). Niakatra ho 46.853 mantsy ireo olona tonga...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Asa na mety matahotra fitokonana… na amin'ny fomba ahoana fa tsy nahitana fahatapahan-jiro na ny kely intsony aza tahaka ny niseho teo aloha, ny zava-nisy ny tontolo andron'ny omaly...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Sambany ! Izay vao nisy Malagasy tonga maro nitsidika ny valan-javaboarin'i Ranomafana. Hatramin'ny nanombohana ny hetsika « Vivez une expérience naturelle », ny taona...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Mitombo ny fahantrana amin'izao tetezamita izao... Na izany aza, olona iray tapitrisa no hisitraka fampandrosoana ifotony. Amin'ny fandaharanasa Matoy io.
"Fianakaviana roa...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
La carte géologique de base de Madagascar est vieille de 50 ans. Aussi une mise à jour est-elle nécessaire afin d’avoir des données actualisées, donc...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Manodina baolina ny CES raha namoaka ilay fanambarana mahakasika ny fisian’ny « antony tsy azo anoharana », ny talata lasa teo, iray andro taorian’ny daty...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Taorian’ny filankevitry ny governemanta ny talata lasa teo dia tapaka fa hisy ny filan-kevitry ny governemanta omaly, nanomboka tamin’ny 3 ora, amin’ny maha zava-dehibe ny...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Nisy ny filankevitry ny governemanta omaly ary nanapaka ny talata lasa teo sy nohamafisin’ny sekretera jeneralin’ny governemanta omaly.
Mifanohitra tanteraka...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Nandritry ny filankevitry ny governemanta omaly dia tapaka fa hangataka ny handraisan’ny CES andraikitra amin’ny fanapahan-keviny ny governemanta, ary koa koa...