-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Mitana ny teny nomeny amin’ny maha miaramila azy. Tsy hihemotra amin’ny maha kandidà ho filoham-pirenena azy ny Jly Camille Albert Vital.
Nohamafisiny nandritra ny...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Niara niombom-bavaka tamin’ireo mpino marobe etsy amin’ny fiangonana Jesosy Mamonjy Ankorondrano, omaly Ravalomanana Lalao, niaraka amin’ireo mpikambana sasany eo...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Vonona hatrany. Na nisy aza ny fandrobana ny fonenany sy «endrika fifofoana ny ainy», afakomaly teny Ambanilalala, naneho ny fahasahiany hiatrika ny fifidianana filoham-pirenena,...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
"Tsy tokony ho antony tsy azo anoarana ny hadalana sy ny kitoatoan’ny mpanao politika, fa tokony hosaziana izay mpanao politika manakantsasakana ny fizotran’ny...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Nihaona tamin’ny mpanao gazety tao Antanimena, foibeny ny Komity mpanara-maso ny fifidianana, KFM/CNOE ny faran’ny herinandro teo.
"Tsy antoka hampilamina ny...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Marisarisa tanteraka ny fiarahamonina ao Ambaniala-Itaosy taorian’ny fahafatesan’ny raim-pianakaviana teny akaikina tranona mpitondra ambony iray monina ao...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Toeram-ponenan’i Lahiniriko Jean, kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny 24 jolay ho avy izao no norobain’ny olona marobe ny sabotsy lasa teny Ambaniala,...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Les “Mpikabary» de toutes les parties dans la Grande île regroupés au sein de l’association des orateurs de Madagascar (FIMPIMA) se sont donnés...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Le rapport annuel de l’Unicef sur la situation des enfants dans le monde a été présenté vendredi dernier à Andraharo. Les personnes...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Du mois d’octobre 2012 au mois de mai 2013, les Communes d’Ambinany, d’Andranolava et de Mihary Taheza du District de Sakaraha ont bénéficié...