-
Mardi 04 juin 2013 à 00:00:00
Tafajoro amin’ny fomba ofisialy amin’ny maha fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana azy ny vondrona Système de riziculture intensive na ny GSRI. Notontosaina ny...
-
Mardi 04 juin 2013 à 00:00:00
Nanolotra fanampiana mitentina 1,1 tapitrisa dôlara (manodidina ny 2,415 miliara ariary) ho an’ny vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI) ny banky iraisam-pirenena. Vola...
-
Mardi 04 juin 2013 à 00:00:00
Manamafy io nambaran’ny Banky iraisam-pirenena eo ambony io ny tatitry ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny sakafo (FAO), nataon’izy ireo ny faramparan’ny volana avrily...
-
Mardi 04 juin 2013 à 00:00:00
Nahazo ivotoeram-pikarohana momba ny ranomasina ny kaominina Vangaindrano. Naorina ao amin’ny fokontany Betoafo ny fotodrafitrasa vaovao izay mitentina 300 tapitrisa Ar, vokatry ny...
-
Mardi 04 juin 2013 à 00:00:00
Nanatanteraka fivoriambe tetsy Anosy, omaly, ny fikambanan’ny mpitsabo nentim-paharazana mivondrona ao amin’ny Astrama.
Tafiditra ao anatin’ny...
-
Mardi 04 juin 2013 à 00:00:00
La forêt a toujours été un élément essentiel dans le patrimoine économique malgache, aussi bien dans chaque région qu’au niveau national....
-
Mardi 04 juin 2013 à 00:00:00
Saika notokanana ny alakamisy 30 mey teo ny tsena ao an-tampon-tanànan’ny distrika sady kaominina Andramasina, faritra Analamanga. Tsy tanteraka izany, noho ny tsy...
-
Mardi 04 juin 2013 à 00:00:00
Nisy ny fiofanana mikasika ny ifehezana ny lafiny lalàna sy ny fepetra, miompana amin’ny tontolo iainana, ny volana marsa teo. Nahatonga ny tsirin-kevitra ny fikambanana...
-
Mardi 04 juin 2013 à 00:00:00
Naharitra 10 taona ary mifarana amin’ity taona ity ny tetikasa fiarovana ny sahandriaka sy ny velaran-tany fambolem-bary eny ambanin’ny sahandriaka any amin’ny manodidina ny...
-
Mardi 04 juin 2013 à 00:00:00
Tato anatin’ny 5 taona latsaka kely, efa manakaiky ny avo roa heny ny Malagasy miaina anaty fahantrana lalina.
Milaza ny Banky iraisam-pirenena fa efa manodidina ny...