-
Vendredi 14 juin 2013 à 00:00:00
Tsy mbola niova ny filaharana. I Virginie de Comarmond ny eo amin’ny vehivavy ary Raveloarison Théodore ny eo amin’ny lehilahy. Izy mianadahy ireto aloha hatreto no...
-
Vendredi 14 juin 2013 à 00:00:00
“Afrobasket Tour 16 sy Gasy”. Hetsika iray natao hampahafantarana ny fandraisan’i Madagasikara ny “Afrobasket Men U16”, ny 28 jona – 7 jolay izao, etsy...
-
Vendredi 14 juin 2013 à 00:00:00
Avy hatrany dia gidragidra ny andro voalohany amin'ny « Rallye Dzama Event 2013 ». Dingana faharoa, amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Madagasikara.
Tra-doza i Le Roi...
-
Vendredi 14 juin 2013 à 00:00:00
Mamoha, mampahafantatra ary manaparitaka ireo hira kanto matoritory tany ho any. Izay no tanjona napetraky ny tarika Zandry Gasy, raha nisafidy ny hivoy ny mozika gasigasy izy ireo,...
-
Vendredi 14 juin 2013 à 00:00:00
Aliko Dangote, teratany nizerianina, 56 taona. Izy no afrikanina mpanefoefo indrindra sady miliardera voalohany aty amin’ ity kaontinanta ity, araka ny nambaran’ny gazety boky...
-
Vendredi 14 juin 2013 à 00:00:00
Mandritra ny herintaona, hanome fiofanana arakasa ireo ankizy 14 taona-18 taona ny vovonan’ny fiarahamonim-pirenena miahy ny ankizy (Pfsce) sy ny RTM ary ny province de Modena...
-
Vendredi 14 juin 2013 à 00:00:00
Nomarihina,afakomaly tany Maevatanana, ny Andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny fampiasana zaza tsy ampy taona. Fantatra tamin’izany fa miasa tsy fidiny ny 28%-n’ny ankizy...
-
Vendredi 14 juin 2013 à 00:00:00
Fantatra nandritra ny hetsika bemidina niarahan’ny Boriborintany voalohany tamin’ny fikambanana Kolo Aina, hatry ny alarobia ary nitohy omaly, fa mbola betsaka ny olona tsy manana...
-
Vendredi 14 juin 2013 à 00:00:00
Laurent Coq à l’IFM
Le jazz résonnera à l’Institut français de Madagascar (IFM) ce soir avec le pianiste-compositeur français, Laurent Coq....
-
Vendredi 14 juin 2013 à 00:00:00
Tanterahina ny 19-21 jona ho avy izao any Imerintsiatosika ny hetsika Tsena Fanoitra andiany faharoa, karakarain’ ny fandaharanasa Prosperer (Fanoitra) ho an’ny faritra...