-
Samedi 15 juin 2013 à 00:00:00
Une attaque perpétrée par des voleurs de zébus a encore fait une victime. En effet, si les dahalo espéraient repartir avec des zébus, cette fois ils n’ont...
-
Samedi 15 juin 2013 à 00:00:00
Efa mandroso taona, saingy tsy mbola retirety amin’ny tontolon’ny haisoratra ny profesora Siméon Rajaona. Porofon’izany, vao namoaka ny boky « D’un horizon...
-
Samedi 15 juin 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny andiany fahatelo ny « Jazz @ Tohatohabato ». raha toa ka natao hanasongadinana ireo tanora mpivoy ny jazz, mivondrona ao amin’ny Jazz Club CGM Analakely...
-
Samedi 15 juin 2013 à 00:00:00
Hetsika vaovao ho an’ny tontolon’ny soratra ny « Ambohipihaonan’ny mpanoratra » (Salon des auteurs). Raha ny vinavinan’ny mpikarakara, hotontosaina ny zoma 5...
-
Samedi 15 juin 2013 à 00:00:00
Rallye Dzama Event : mihintsana ireo henjana
Hisy fiovana lehibe hiteraka vokatra tsy hampoizin’ny mpanara-baovao maro ny hazakazaka fiarakodia ifaninanan ‘ny mpanamory hiady ny ho...
-
Samedi 15 juin 2013 à 00:00:00
Efa lasa lavidavitra ny fifaninanana baolina kitra ampanaovin’ny FJKM Antanetibe-Fitiavana ny mpanao fanatanjahantena avy amin’ny fiangonana maromaro ho enti-manamarika ny jobily...
-
Samedi 15 juin 2013 à 00:00:00
Le Premier Ministre Beriziky a donc fait intervenir la Haute Cour Constitutionnelle pour trancher dans le vif du sujet en ce qui concerne la fixation définitive des dates des ...
-
Samedi 15 juin 2013 à 00:00:00
Des parlementaires haussent le ton au sein du Conseil supérieur de la Transition (CST), en particulier ceux qui sont issus de l'Union des démocrates et républicains pour...
-
Samedi 15 juin 2013 à 00:00:00
Tsy misy izay fitoniana politika sy fihavanana... Na ny ankolafy Rajoelina hoe mitondra ny fanovana aza, miady an-trano sy mipatitaka tanteraka. Tsy mety hiala ireo mpikamban’ny CST...
-
Samedi 15 juin 2013 à 00:00:00
Ny governemanta, tsy mamoaka didim-pitondrana hanemorana ny fifidianana. Mbola niandry ny HCC, nilaza ny hoe ny Cenit sy ny ONU ihany no tompon’ny teny farany amin’ny famaritana...