-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny zoma teo, ny ivotoerana natokana ho an’ireo tanora ao Fianarantsoa, hahafahan’izy ireo mampiasa ordinatera mahazo...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Nahasarika ankizy marobe ny hetsika Voantsinampy tetsy amin’ny Coliséum Analamahitsy ny asabotsy teo. Sehatra nanomezana vahana ny ankizy rehetra io hianoka betsaka ao...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Fararanon-danonana ny tany Toliara ny faran’ny herinandro teo. Maro sosona ny fitokanana ary nahazo fotodrafitrasa betsaka, mahakasika indrindra ny fiainan’ny mponina ny ao...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Ny asabotsy teo no nanatontosa fampisehoana an-tsehatra tetsy amin’ny CCEsca Antanimena ny Antsa an’i Kristy. Seho naharitra adiny telo izay nitondran’izy ireo ny hira...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Raha iray andro ihany no nanatontosana ny andiany roa teo aloha. Nialohavan’ny asabotsy hariva izany tamin’ity.
Fotoana nizorana hetsika niavaka tamin’iny...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Na tsy azo hanina, araka ny fitenin’ny sasany, aza ny lalana, voaporofo ankehitriny fa tsy misy ny fandrosoana raha ratsy ireny lalan-dran’ny toekarena ireny.
Ambara fa...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Nofaranana, omaly tamin’ny alalan’ny famaranana amin’ny baolina kitra teny 67ha ny tsingerin-taona faha-45 nanabeazan-dRatrema William.
«Tafiditra any...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Efa tonga eto, ary nanara-dia sy mpiambina akaiky an-dRavalomanana Lalao amin’ny fitsidiham-paritra ataony, any avaratry ny Nosy, nanomboka tao amin’ny faritr’i Sofia,...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Nanamafy ny tsy hankasitrahany izay ho voka-pifidianana ny Sadc raha mbola ao anaty lisitra ireo kandidà nandika lalàna rehetra nailiky ny Vondrona Iraisam-pirenena.
Vao...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
"Fandrebirebena vahoaka ny tsy fananana teny mazava eo amin’ny tomponandraikitra eto amin’ny firenena".
Io no nambaran’ny kandidà sady filoha...