-
Mardi 02 juillet 2013 à 00:00:00
Vita sonia ny 27 jona teo ny fifanarahana teo amin’ny fitantanana foiben’ny ala (DGF) sy ny fitantanana jeneralin’ny fananan-tany (DGSF).
Nanatontosa izany ny tale...
-
Mardi 02 juillet 2013 à 00:00:00
Orinasa sinoa iray mitrandraka volamena any amin'ny kaominina Manapatrana, distrikan'Ikongo, faritra Vatovavy Fitovinany.
« Nanomboka ny taona 2010 izy ireo no tonga tany...
-
Mardi 02 juillet 2013 à 00:00:00
Be loatra ny vola lanin'ny fanjakana ho an'ny Jirama. Tato anatin'ny roa taona, 316 miliara Ar be izao ny vola avy any amin'ny Tahirim-bolam-panjakana nentina namonjena ny Jirama fa io ilay...
-
Mardi 02 juillet 2013 à 00:00:00
Natao an-jorom-bala amin’ny famahana ny krizy ireo kandidà ho filoham-pirenena hatramin’izay. Voakasiky ny zava-misy mivantana anefa izy ireo izao, toy ny fihemorana ny...
-
Mardi 02 juillet 2013 à 00:00:00
Izao vao taitra. Handinika sy hankato tolo-dalàna fito iankinan’ny aim-pirenena ireo mpikamban’ny CST, mandritra ity herinandro ity. Ho totoafo ny...
-
Mardi 02 juillet 2013 à 00:00:00
Tohin’ny fanambaran’ny Vondrom-pifandraisana iraisam-pirenena (Gic). Nanao fanambarana ny eo anivon’ny Quai d’Orsay, omaly, ary nitaky ny hanoloana ireo kandidà...
-
Mardi 02 juillet 2013 à 00:00:00
Antoko mpihira “a capella” avy ao amin’ny Yale University, Etazonia, ny Whiffenpoofs ary hanao fampisehoana eto Madagasikara ny 13 sy 14 Jolay izao.
Rakikira...
-
Mardi 02 juillet 2013 à 00:00:00
Lehilahy iray no voasambotry ny zandary teny amin’ny tobin-tsolika iray eny Andavamamba, ny alahady teo. Nividy solika tamin’ny alalan’ny vola sandoka izy sy ny namany....
-
Mardi 02 juillet 2013 à 00:00:00
Voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny zavamahadomelina teny Andohanimandroseza, ny asabotsy teo, ny lehilahy iray antsoina hoe Raharisoa José (27...
-
Mardi 02 juillet 2013 à 00:00:00
Sendra ny nahay azy ! Maty voatifitry ny tompon’omby, ny alin’ny alahady teo tao ao amin’ny fokontany Antateza, kaominina Milenaky, distrikan’i Toliara II, ny...