-
Jeudi 04 juillet 2013 à 00:00:00
A quelques jours de l’arrivée de l’ancien président mozambicain et non moins principal médiateur dans la crise, Joaquim Chissano, le 9 juillet prochain, les...
-
Jeudi 04 juillet 2013 à 00:00:00
Madagasikarantsika, le parti républicain d’Elia Ravelomanantsoa, persiste et signe. Lors d’une conférence de presse tenue hier en la salle de l’Horloge du...
-
Jeudi 04 juillet 2013 à 00:00:00
Les Etats-Unis, comme les autres partenaires internationaux du pays, sont convaincus que les préparatifs techniques ne suffisent pas pour accomplir des scrutins crédibles en vue...
-
Jeudi 04 juillet 2013 à 00:00:00
Vazaha roa lahy no nifamaly tao anaty trano fisakafoana iray eny Antanimena, ary niitatra tamin’ny olona teo amin’ny manodidina. Navoakan’ny tompon’ny...
-
Jeudi 04 juillet 2013 à 00:00:00
Nidina an-dalambe ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra tany Morombe, ny talata lasa teo. Nitondra sora-baventy izy ireo ary nitaky ny hialan’ny sefo CISCO any...
-
Jeudi 04 juillet 2013 à 00:00:00
Kamiaobe iray sy kibôta iray no saron’ny zandary nitondra lavanila iray taonina, ny 29 jona lasa teo tao Bealampona Andapa.
Nandositra avy hatrany ny mpamilin’ilay...
-
Jeudi 04 juillet 2013 à 00:00:00
Tratran’ny tsy nampoizina ireto zandary roa lahy nisambotra lehilahy iray voalaza fa mpivarotra rongony, tany Antsakomirantina, kaominina Maroala, distrika Antsohihy, ny 30 jona lasa...
-
Jeudi 04 juillet 2013 à 00:00:00
Nanakoako ny poa-basy tao amin’ny fokontany Anivorano Analamisampy Toliara II, ny alin’ny 25 jona lasa teo.
Dahalo miisa 40 lahy nitondra basy mahery vaika no nangalatra...
-
Jeudi 04 juillet 2013 à 00:00:00
Araka ny efa nitateranay azy teto, omaly, vonona hanampy ny famahana ny olan’ny Jirama Toamasina ny Tetikasa Ambatovy.
Koa, tsy tokony hisy hanana hevitra tsy mazava, na handika...
-
Jeudi 04 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy tonga indray ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc na voalaza aza fa higadona an-tanindrazana, omaly, hanatrika ilay fihaonana karakarain’ny FFKM eny amin’ny CCI Ivato ny...